Mifamotoana Amin'i Jesoa Kristy

Desire Andriamampianina


langue indéterminée | 26-08-2024 | 398 pages

9791042406851

Livre


20,00€

 Disponibilité
   en stock chez le fournisseur

   Commandez en ligne

   Récupérez votre commande en magasin




Brève description / annotation

MIFAMOTOANA AMIN'I JESOA KRISTY Isan'andro mandritra ny taona Vokatry ny fiarahana ela tamin'i Jesoa ka nahatsapan'ny mpanoratra firaisam-po amam-panahy Taminy ity boky ity.JESOA Tompo dia Ilay mahalala ny antsipirihan'ny fiainantsika, ny fahalementsika, ny fahatsiarovantsika fa tena mila AZY isika kanefa toa sady tsy mahay miankina Aminy no tsy mahay mamaly fitia Azy. Na izany aza anefa,dia tsy mahafoy na mahasaraka antsika IZY ary eo akaikintsika foana IZY na amin'ny mora na amin'ny sarotra., na mahatsiaro izany isika na tsia. "Malala eo imasony izaho sy ianao, be voninahitra, hoy IZY, sady tiany." (Isa 43.4) Ny famakiana ity boky ity isanandro , na matetika, dia mamerina antsika amin'izany fifandraisana sarobidy amin'i Jesoa izany ka mampahery antsika na inona na inona mitranga. Ny toko sy andininy voalaza isanandro no tokony hanombohana ny fampiasàna ny boky ary raha afaka mamaky amin'ny dikateny samy hafa ianao dia tena tsara. Rabemila Yvette Mpitandrina

Détails

Code EAN :9791042406851
Auteur(trice): 
Editeur :Bookelis
Date de publication :  26-08-2024
Format :Livre
Langue(s) : langue indéterminée
Hauteur :210 mm
Largeur :148 mm
Poids :475 gr
Stock :en stock chez le fournisseur
Nombre de pages :398